Taom-piasana vaovao 2015/2016

Fanadiovana ny Toeram-piasana Tsiahivina hatrany fa ny taom-piasan’ny FF dia manomboka ny volana Jona ka hatramin’ny volana May. Nifanandrify indrindra tamin’izao taom-piasana vaovao izao ny fanadiovana sy fanatsarana ary ny fandokoana ny Foiben-toerana eto am-pandrana. Nandritra izany moa dia niara-nisalahy ireo mpiara-miasa rehetra tamin’ny fanadiovana ny toeram-piasan’ny tsirairay avy. “Fa tsara tokoa ny miasa amin’ny […]