Taom-piasana vaovao 2015/2016


Fanadiovana ny Toeram-piasana

Tsiahivina hatrany fa ny taom-piasan’ny FF dia manomboka ny volana Jona ka hatramin’ny volana May. Nifanandrify indrindra tamin’izao taom-piasana vaovao izao ny fanadiovana sy fanatsarana ary ny fandokoana ny Foiben-toerana eto am-pandrana. Nandritra izany moa dia niara-nisalahy ireo mpiara-miasa rehetra tamin’ny fanadiovana ny toeram-piasan’ny tsirairay avy.

DSC_0545
“Fa tsara tokoa ny miasa amin’ny toerana mendrika ho Voninahitr’
Andriamanitra Ilay sady tsara no mpanao ny tsara.”
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :