Fiaraha-miasa amin’ny Tobim-pifohazana.


« Fa izay maharitra hatramin’ny farany no hovonjena. » (Matio 24:13).

Tamin’ny alalan’izany tenin’Andriamanitra izany no nanorenana indray ny Fankalazana ny isan-kerin-taonan’ny Toby Fiadanana Fiaferana, izay zanaky ny Tobilehibe Ankaramalaza ny 11-12-13-14 Jona 2015 lasa teo. Nasain’ny Birao sy ny Komitin’ny Fiangonana handray anjara tamin’ny fitarihana fotoana sy ny vakiteny ary ny toriteny moa ny FF ny Zoma 12 Jona 2015 takariva. Taorian’izany dia nisy fandefasana ilay horonan-tsarimihetsika mitondra ny lohateny hoe: « NY DIA MANKANY AN-DANITRA » izay marihina fa maherin’ny 1000 no isan’ireo tonga nanatrika sy nijery. Re araka ny tenin’ireo raiamandreny tonga nanatrika àry fa dia liana tokoa ny olona noho ny hafatra manan-danja nentin’ny tantara. Tsapa tamin’izany koa fa mbola fitaovana iray mahomby ahafahana mitory ny Filazantsaran’Andriamanitra any amin’ny toerana ambanivolo toy ireny ny horonana-tarimihetsika.

DSC_0609 DSC_0617
FLM Toby Fiadanana Fiaferana Atoa Domanana « FF », Mitarika
ny fotoam-pivavahana
DSC_0651 DSC_0657
Ireo Kristiana tonga nanatrika ny fotoana sy nijery « Film » Atoa Jaona Martin « FF » sy kristiana iray nandray anjara tamin’ny fanehoan-kevitra
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :