Fandaharana amin’ny Fampielezam-peo: “Henoy ny feony”


“Fiainana ny vavaka”

Mitohy sy miroso hatrany ireo lohahevitra velabelarina isam-bolana ao amin’ny fandaharana “Henoy ny Feony”, vokarin’ny FF, izay mandeha amin’ireo onjam-peo vitsivitsy mahazatra antsika manerana ny Nosy. Fampahatsiahivana ihany no ilazana etoana fa ny volana Jona 2015 teo dia niompana indrindra tamin’ny “VAVAKA” izany. Toy ny mahazatra moa dia tanora kristiana (zandriny, zokiny), ray aman-dreny ary faranan’ny raiamandreny am-panahy ny fandaharana. Nalalaka ny fanehoan-kevitry ny tsirairay, ary tsapa tamin’izany fa tena “Fiainana ny vavaka” amin’ny maha fifaneraserana sy fifandraisana mivantana amin’Andriamanitra azy.

IMG_1694 DSC_0426

Atoa Botofanjely Sammuël, Mpitandrina FJKM Fiainana Bemasoandro Itaosy Rtoa Dodolinirina, Mpiandry FLM Toby Betesda Ambohibao
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :