Fanolorana diplaoma ho an’ireo mpianatra nahavita ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI)


“Tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao” Apokalypsy 3:11b

Misaotra an’Andriamanitra fa dia nisy 17 mianadahy mianaka indray no nahavita FSMI na ny “Cours Biblique par Correspondance” atolotry ny Feon’ny Filazantsara (FF) tao amin’ny FJKM Isoavina Fihavaozana (SPAA 12) izay iandraiketan-dRtoa Rakotomalala Nivomboahangy, Mpitandrina. Ny Alahady 05 Jolay 2015 nandritra ny fotoam-pivavahana no nanolorana ny Sertifika ho azy ireo niaraka tamin’ny solon-tenan’ny FF. Na dia efa maro aza no nahavita ny fianarana dia tsy mitsahatra manentana sy mamporisika ireo Kristiana hazoto amin’ny fianarana ny tenin’Andriamanitra ny raiamandreny Mpitandrina, sy ny mpiara-miasa an-tsitrapon’ny FF ao an-toerana (Rtoa Razakarisoa Jacqueline) ary ny FF. Ny firariana moa dia mba ho maro no hiroso amin’ny fianarana, ho an’ireo nahavita kosa dia mba hiorina tsara amin’ny finoana izy ireo ka hazoto amin’ny asa fanompoana.

DSC_0709 DSC_0701
Rtoa Lalao (solontenan’ny FF), misaotra ny raiamandreny Mpitandrina sy mamporisika ny Kristiana hianatra ny tenin’Andriamanitra Rtoa Rakotomalala Nivomboahangy (Mpitandrina), Manolotra ireo nahazo sertifika sy mampahery ny Fiangonana
DSC_0711 DSC_0692
FJKM Isoavina Fihavaozana (SPAA 12)
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :