Programan’asa eo amin’ny sehatry ny tanora.

Mitohy ny fanentanana eny amin’ny Sekoly ambony Zava-dehibe tokoa ny fampandrosoana ny ara-panahy eny anivon’ ireny Sekoly Ambony ireny. Tafiditra indrindra amin’ny Programan’asa eo amin’ny sehatry ny tanora izay vokarin’ny FF indrindra izany. Koa ny Sekoly ambony tsy miakina ISPPS izay manofana ho mpitsabo mpanampy sy mpampivelona (Paramédicaux) dia efa nifandray tamin’ ny FF nanomboka […]