Collège sy Lycée Privé Amy Fiderana Ankadivoribe

Nofaranana tamin’ny fiarahana nijery horonan-tsarimihetsika ny taom-pianarana. Ny Feon’ny Filazantsara (FF) dia mitondra ny anjara birikiny. mandrakariva, eo amin’ny asa Fitoriana ny Filazantsara anivon’ny Sekoly. Ho famaranana ny Taom-pianarana 2014-2015 àry dia nanasa ny FF ny Collège Privé Amy sy ny Lycée Privé Amy Fiderana izay mpiara-miasa amin’ny FJKM Ankadivoribe Famonjena ny handefasana horonan-tsarimihetsika. Tontosa […]