Fiaraha-miasan’ny Firaisan’ny Fifohazana Loterana Malagasy (FIFIL) sy ny Feon’ny Filazantsara

“Fantatro izay inoako” 2 Timoty 1:12 Ny Synodam-Paritany Menabe (SPM) no nampiantrano ny Zaikabe faha-6 n’ny FIFIL tany Morondava ny 4-09 Aogositra 2015 lasa teo. Tsiahivina fa fotoan-dehibe iray ho an’ny Sampana Fifohazana eo anivon’ny Fiangonana Loterana izay tanterahina isaky ny 3 taona izy ity. Ny teny Faneva nampitondraina ny Zaikabe dia ny hoe: “Fantatro […]