Fiaraha-miombon’antoka Fiangonana/Feon’ny Filazantsara

Seminera Fampiofanana voalohany ho an’ny taom-piasana 2015/2016 Tanteraka soa aman-tsara ny Seminera Fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” voalohany ho an’ny taom-piasana 2015/2016 (Jona 2015-May 2016) teny amin’ny Espace Hanitra Ambohibao ny 13-14 Aogositra 2015. Fitandremana efatra avy amin’ny Synodam-Paritany Antananarivo Antsinanana sy Synodam-Paritany Antananarivo Atsimo moa no voakasik’izany. Nahatratra 24 ireo mpandray anjara, izay solon-tena […]