METM Hermona Finoana Ambatobe

Alahadin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) Zava-dehibe ho an’ny Fitandremana METM Hermona Finoana Ambatobe izay iandraiketan’Atoa Rakotomalala Jean Jacques, Mpitandrina ny anjara biriky entin’ny Feon’ny Filazantsara ho fampandrosoana ny asa Fitoriana ataon’ny Fiangonana. Efa an-taonany maromaro mantsy no nanomboka ny fifandraisan’ny roa tonta tamin’ny alalan’ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI) sy ny fampiasàna ireo horonan-tsarimihetsika, ho fampitomboana […]