Fiaraha-miombon’antoka Fiangonana/ Feon’ny Filazantsara

Seminera Fampiofanana faharoa ho an’ny Taom-piasana 2015/2016 Tanteraka soamantsara ny 01-02 oktobra 2015 teo ny Seminera Fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” teny amin’ny Fitandremana Kristy Fiainana Antanetilava (SPAA 12). Fitandremana efatra amin’ny sahan’ny FJKM moa no nandray anjara tamin’izany. Nanotrona sy nandray anjara mavitrika tamin’ny Fampiofanana rahateo ireo raiamandreny efatra dia: Rtoa Ranivoarisoa Annie Olga […]