FJKM Kristy Fiainana Antanetilava

Fandefasana FILM ara-pilazantsara Ny Zoma 02 sy Sabotsy 03 Oktobra takariva, taorian’ny Seminera “Fampitaovana ny Olona Masina”, niarahan’ny Fiangonana 4 sy ny Feon’ny Filazantsara izay natao ny 01 sy 02 Oktobra lasa teo, tao amin’ny FJKM Kristy Fiainana Antanetilava dia nisy avy hatrany ny Tafika Masina tamin’ny alalan’ny Fandefasana horonan-tsarimihetsika notontosain’ny Feon’ny Filazantsara, niantsoan’ny Fiangonana […]