FJKM Malaho Vaovao (SPAA 11)

“Andresena ny tahotra ny Finoana” Miha sarotra sy miha ratsy isan’andro ny fiainana, eo anatrehan’izany dia tsapa fa miha reraka ara-panahy, ka miaina ao anaty tahotra sy tebiteby lalandava ny maro na dia efa kristiana aza. Manoloana izany indrindra, Rtoa Raharimanana Lalao, Mpitandrina FJKM Malaho Vaovao sy Atoa Rakotonoely Joseph Emile izay mpiara-miasa an-tsitrapo amin’ny […]