ANDRIAMANITRA TENA ANDRIAMANITRA, SADY OLOMBELONA.


“Nefa andrao isika hanafintohina azy, dia mankanesa amin’ny ranomasina hianao, ka manjonoa; ary raiso izay hazandrano azo voalohany, ka rehefa sokafanao ny vavany, dia hahita vola sekely eo hianao; dia raiso izany, ka omeo azy ho avy amiko sy hianao.” Matio 17:27

– Nanetry tena ho tonga olona Jesosy:
Moa ny mpampianatra anareo tsy mba mandoa ny antsasaky ny sekely va? Dia hoy Petera: mandoa ihany Izy. Nanetry tena tokoa Jesosy, ary nampiseho fankatohavana ny manam-pahefana Izy. Raha ny marina, tokony tsy handoa fa nanaiky handoa,ary izao Izy naniraka an’i Petera hanjono izao!
– Tena Andriamanitra Jesosy:
Nasain’i Jesosy nosokafan’i Petera ny vavan’ny trondro azony voalohany, fa tsy hoe namidy ny trondro! Tao anaty trondro, izany dia vola antsasaky ny sekely tokoa: tena tsy mihoatra ary tsy latsaka!
– Hoy Jesosy hoe: omeo azy ho avy amiko sy hianao!
Ny olona manaiky ho irak’i Jesosy, dia Jesosy koa no miantoka Azy!
Andeha isika hanaiky ampiasain’ny Tompo fa Izy no miantoka antsika!

Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena…ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail: lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Face book: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: