SENTO!


“Misento ao anatin’ity isika ka maniry indrindra hitafy ny tranontsika izay any an-danitra koa.” II Korintiana 5:2

***Ny apostoly Paoly no manoratra izao teny izao ho an’ny Korintiana, ary ny resahiny eto dia ny amin’ny trano lay ety antany izay mety rava, ary voalaza eto amin’ity II Korintiana toko faha dimy ity fa azo ravana, iza moa no manam-pahefana handrava fa Andriamanitra ilay nanome azy ihany.
***Misento ao antin’izany trano lay izany isika ary tsy isika ihany fa na dia ny zava-boaary aza dia misento koa ary mitaraina! Tena hita sy heno ny fiovan’ny toetr’andro fa miakatra ny hafanana! Tsy mitovy amin’ireo andro teo aloha intsony fa miharatsy. Trano-lay no itoerantsika, ary voalaza fa ho avy ny andro handravana izany. Ho an’ny zanaka, ny zanak’Andriamanitra anefa dia manana izay voarafitr’Andriamanitra dia trano tsy nataon-tànana izay maharitra mandrakizay! Mba maniry izany trano maharitra mandrakizay izany ve ianao? Isan’izay misento ve ianao amin’ny trano lay izay itoeranao ankehitriny? Eny mety misy tsy misento fa mahazo fiadanana ara-bola, manontany ny ory, fa aoka ho tsaroantsika fa tsy maintsy ho avy ny handravana izany trano lay izany, ary ho aiza avy eo?

Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena…ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail: lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Face book: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: