Voafonja vehivavy Antanimora

Fitoriana an-kira sy tantara an-tsehatra no nentina nankalazana ny Krismasy 2015 Ho an’ity taona 2015 ity dia fitoriana an-kira sy fanehoana tantara an-tsehatra no nentin’ireo voafonja vehivavy nakalazana ny Krismasy. Niarahana hatrany tamin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) moa ny fanatanterahana izany izay notanterahina ny Talata faha 17 Novambra 2015. Tantaran’i Estera no nofidian’izy ireo ho lalaovina […]