MPANJAKA MITADY FIHAVANANA.

« Lazao amin’ny Ziona zanakavavy: Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao, malemy fanahy sady mitaingina boriky, dia zanaky ny boriky miasa ». Matio 21:5 Ny fiavian’i Jesosy eto amin’izao tontolo izao ity dia Roa: – Ilay Jesosy Zanak’Andriamanitra velona, Ilay Teny tonga nofo, naterak’i Maria tao an-tranonomby, Ilay Andriamanitra amintsika, niara-nonina tamin’ny olombelona, Mpanjakan’ny mpanjaka, Andriamanitra mahagaga. […]