Fiaraha-miombon’antoka Fileovana Tanambao Manakara (SPMa) / Feon’ny Filazantsara


Fampiofanana faharoa

Ho tohin’ny fangatahan’i Pastora Andrianiaina James, Mpitondra Fileovana Tanambao Manakara (SPMa) ny amin’ny hanatanterahana Fampiofanana mikasika ny “Fahaiza-mitarika sy Fifandraisana” ho an’ireo Filohan-tsampana; dia tontosa soa aman-tsara izany ny 08, 09 Desambra 2015 tao amin’ny FLM Tanambao Manakara. Nahatratra 32 ireo Filohan-tsampana nandray anjara: Tanora, Sekoly Alahady, Fikambanam-behivavy, Lehilahy sns…, avy amin’ny Fitandremana dimy. Tonga nanotrona sy nandray anjara feno tamin’ny fanompoam-pivavahana fanombohana sy famaranana ary ny fifampizaràna mandritra ny Fampiofanana ireo raiamandreny Pastora dimy mirahalahy dia: Past Andrianiaina James, Mpitondra Fileovana Tanambao Manakara sady Mpitondra FitandremanaTanambao Manakara; Past Velonjara Paul, Mpitondra Fitandremana Filadelfia; Past Tsino Ratsaramiafara Alfred, Mpitondra Fitandremana Mangarivotra; Past Rakotomiandrisoa Pierrot, Mpitondra Fitandremana Andranofsika ary Past Mahitavelo Harilalaina, Mpitondra Fitandremana Marohala. Nandritra ny asam-baomiera moa no nandalinana sy nanadihadiana ireo fahaiza-mitarika sy fifandraisana mahomby nananan’ireo mpanompon’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly toa an’I: Jesosy, Mosesy, Nehemia, Petera ary Filipo. Faly ary afa-po ireo mpiofana satria dia tena nanampy azy ireo, ary indrindra, ilainy amin’ny fampahombiazana ny andraikitra sahaniny amin’ny maha Filohan-tsampana azy ireo ny fampiofanana. Toy ny mahazatra dia nisy fanolorana “Sertifka” ho an’ireo mpiofana tamin’ny famaranana ny fampiofanana.

Rev Andrianiaina James Olav opening the service The LHM Director presenting a module
The program Manager presenting a module The Audience Relations presenting a module
Picture of the participants Participant asking questions
Participant asking questions. DSC_0272
DSC_0277 DSC_0279
DSC_0287 Participant sharing her team works
Participant sharing her team works. The 5 Pastors attending the ETS training workshop.
The 5 Pastors attending the ETS training workshop Rev Rakotomiandrisoa Pierrot closing the service
The Pastors distributed the certificate Tanambao District, Manakara Synod

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: