Horonan-tsarimihetsika arahina fifanankalozan-kevitra


Tokantrano manome voninahitra an’Andriamanitra

Taorian’ny seminera Fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” izay notontosaina tany amin’ny Fitandremana Kristy Fiainana Antanetilava ny 01-02 Oktobra 2015 dia niroso tamin’ny fanatanterahana asa Tafika Masina ny raiamandreny Mpitandrina Andriatsihoarana Joasy sy ireo mpiantafika. Famangiana tokan-trano moa no natao ary noezahina novangiana nandritra izany ireo tokan-trano mbola tsy vita mariazy ara-dalàna, satria masina ny fanambadiana. Taorian’izany dia nisy fandefasana horonan-tsarimihetsika mitondra ny lohateny “Ilay olon-tsy fantatra” ho fanamafisana ny hafatry ny Baiboly mikasika ny fanambadiana dia “tokan-trano manome voninahitra an’Andriamanitra”. Nasaina hanatrika izany ny rehetra na kristiana na tsia tany an-toerana. Nahatratra teo amin’ny 315 ireo namaly ny antso ka tonga nijery ny horonan-tsarimihetsika. Misaotra an’Andriamanitra fa taorian’io dia nahatratra 10 ireo mpivady niroso tamin’ny fanamasinana ny mariaziny tany am-piangonana.

DSC_0641 DSCF5913
DSC_0594 DSC_0619
DSC_0669 DSC_0811

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: