Fifaninanana krismasy 2015

“Ny fihavian’I Kristy” Toy ny tamin’ny taon-dasa, ho fankalazàna ny krismasy 2015 dia nanatanteraka “Fifaninanana Krismasy” ny Feon’ny Filazantsara nandritry ny volana Desambra. Tao anatin’ilay fandaharana “Henoy ny feony” izay vokariny sy alefany isan-kerinandro amin’ny fampielezam-peo valo manerana ny Nosy no nanatanterahana izany, dia Antananarivo: Radio RTF 91.2 FM, Radio ACEEM 103.4 FM; Antsirabe: Radio […]