TENIN’ANDRIAMANITRA: VOA AFAFY TOKONY HITOMBO!

« Fa ireo teny amin’ny tany tsara kosa dia izay mandre ny teny amin’ny fo sady marina no tsara, dia mitana azy ka mamoa amin’ny faharetana. » Lioka 8:15 Fantatsika fa ny hatsaran’ny tany dia zava-dehibe tokoa amin’ny fanirian’ny zava-boahary, fa ny tany hay dia tsy misy zava-maniry firy. Ny tany ampy hamandoana kosa dia maintso daholo […]