Famangiana Fiangonana sy fanentanana

Mampahalala ny asan’ny Tompo ny Soratra Masina Maro amin’ireo Fiangonana FJKM izay mifandray amin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) no nankalaza ny “iray volan’ny Diakona” ny volana Martsa 2016. Ny Diakona izay isan’ireo heverina fa mandray anjara feno amin’ny Fampandrosoana ny Fiangonana sy ny ambaindain’ny Fanjakan’Andriamanitra amin’ny alalan’ny asa fanompoana. Nisy noho izany fotoan-dehibe natokan’izy ireo handinihantena […]