Fandaharana ho an’ny tanora

Fifaninanana Soratra Masina Efa mihoatra ny fito taona izao ny fiaraha-miasa mahomby teo amin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny Lycée Nanisana. Amin’ny alalan’ireo “Media” na fitaovam-pifandraisana moa no entin’ny FF mitory ny Filazantsara ho an’ireo mpianatra. Anisan’ireny ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI) na “Cours Biblique par Correspondance” izay hianarany ny Tenin’Andriamanitra, sy ireo bokikely […]