MASIRASIRA FAHARATSIANA.


“Esory ny masirasira ela, mba ho vongana vaovao hianareo, araka izay tsy maha-misy masirasira anareo. Fa voavono Kristy Paska ho antsika;” I Kor 5:7

Ny fomba fanaon’ny jiosy rehefa hankalaza ny Paska dia ariana ireo sira (lalivay) taloha rehetra, ary dia tena nokarohina mafy tokoa izay sira taloha hanariana azy, ka mampiasa jiro mihitsy hikarohana izany sira tranainy izany mba hariana. Ilay Kristy maty dia nitondra ny fahotantsika rehetra nohombohona teo amin’ny hazo fijaliana; ka raha nitsangana Izy dia vongana vaovao. Koa aoka hikaroka, hamantatra, eny na dia hampiasàna jiro aza, ny masirasira ela, dia ny masirasira lolom-po sy ny masirasira faharatsiana izany, ka ariantsika, na omentsika hombohan’i Jesosy eo amin’ny hazo-fijaliana, mba hiaraka hitsangana aminy isika, ho vongana vaovao.
Ny Tompo hampahery anao.

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena…ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail: lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Face book: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: