LASA SAHADY NY PASKA. Tsy lasa sahady ka!


“Fa na oviana na oviana hianareo no mihinana itony mofo itony sy misotro amin’ny kapoaka, dia manambara ny fahafatesan’ny Tompo hianareo mandra-pihaviny.” I Korintiana 11:26

Fa Kristy raha novonoina, dia voalaza fa Paska ho antsika. Ary isaky ny mandray ny fanasan’ny Tompo isika dia mahatsiaro Azy: izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy. Isaky ny mihinana ny mofo sy misotro amin’ny kapoaka ny mino an’i Kristy, dia mahatsiaro ny Paska voalohany, dia ilay ràn-janakondy tsy misy kilema nafafy tamin’ny tolàna, sy ilay efa nohanina avy amin’izany, ary mahatsiaro koa ny ràn’i Kristy nalatsaka ho famelan-keloka, sy ny fitsanganany tamin’ny maty izay nentiny nananganana antsika koa ho olom-baovao. Mbola Paska anio satria mbola velona ny Tompo, ka velona koa isika, ary afaka mihinana ny tenany sy misotro ny ràny, ho fampaherezana ahy sy ianao.

Ny Tompo anie hamapahery anao!

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena…ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail: lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Face book: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: