Fandefasana horonan-tsarimihetsika

Tsara ny Tompo Tiana ny mampahatsiahy fa ny volana Martsa dia nisy fanentanana nataon’ny Feon’ny Filazantsara (FF) tany amin’ny FJKM Ambohibary Zoara (SPAA 11) mikasika ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana izay atolotry ny FF maimaimpoana ho an’ny Fiangonana. Isaorana ny Tompo fa dia nahatratra 65 ireo namaly ny antso ka niroso hianatra ny Tenin’Andriamanitra. Atoa […]