MPIANDRY ONDRY.


« Izaho no mpiandry tsara. » Jaona 10:11

Jesosy eto dia manambara tena ho mpiandry tsara. Raha amin’ny maha-olombelona antsika dia mampisalasala tokoa ny manambara tena, raha tsy hoe angaha, olona efa mpirehareha ka tsy manampahendrena. Ny Soratra Masina aza dia milaza fa raha mikasa hanao zavatra dia tokony ho lazaina: raha sitrapon’Andriamanitra. Fa eto kosa Jesosy dia tsy misalasala akory milaza hoe: Izaho no mpiandry tsara. Sady tena Andriamanitra no olombelona tokoa Jesosy ka sahy nilaza hoe: Izaho no mpiandry tsara.
– Manolotra ny ainy hamonjy ny ondry: vitany tokoa izany ny zoma masina. Nitondra ny fahotantsika teo amin’ny hazo fijaliana Izy ary niafara tamin’ny fahafatesana.
– Tsy mpikarama fa tamin’ny fitiavany no niandrasany ny ondry, ka tsy nila valiny.
– Fantany ny ondriny: nangoniny tamin’izay nielezany tamin’ny andro maizimpito sy mandrahona.
– Ny folaka tsaboiny, ny malemy ampahatanjahany.
Fantatry ny Tompo tsirairay ny ondriny; ka tokony hatahotra Azy ireny.
Tena Izy no mpiandry tsara. Andeha hanetry tena eo ambany tana-maheriny isika.

Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena…ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail: lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Face book: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”.

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :