FJKM Ankadivoribe Famonjena (SPAA 11)

Ezaka fisoratam-panambadiana Anisan’ireo Fitandremana nandray anjara tamin’ny Fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” nokarakarain’ny Feon’ny Filazantsara (FF) ny volana Novambra 2016 ny FJKM Ankadivoribe Famonjena. Fanampim-piofanana ankoatr’ izay efa omen’ny Fiangonana ireo Kristiana, mikendry indrindra izay hampahomby bebe kokoa hatrany ny Fitoriana ataon’ny Fiangonana amin’ny alalan’ny Tafika Masina izany. Koa ny volana Martsa 2016 teo àry, […]