FJKM Ankadivoribe Famonjena (SPAA 11)


Ezaka fisoratam-panambadiana

Anisan’ireo Fitandremana nandray anjara tamin’ny Fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” nokarakarain’ny Feon’ny Filazantsara (FF) ny volana Novambra 2016 ny FJKM Ankadivoribe Famonjena. Fanampim-piofanana ankoatr’ izay efa omen’ny Fiangonana ireo Kristiana, mikendry indrindra izay hampahomby bebe kokoa hatrany ny Fitoriana ataon’ny Fiangonana amin’ny alalan’ny Tafika Masina izany. Koa ny volana Martsa 2016 teo àry, ny sampan’asa AFF ao amin’ny FJKM Ankadivoribe Famonjena dia nanao ezaka ho amin’ny fisoratam-panambadiana ho an’ireo: olona efa mpivady eo anatrehan’ny fiaraha-monina nefa mbola tsy vita soratra, ireo mpivady ara-dàlana fa tsy mbola voasoratra ao anatin’ny lisitry ny Fiangonana. Misaotra an’Andriamanitra fa noho ny fiaraha-miasan’ny AFF sy ny Ben’ny Tanàna eo antoerana dia mpivady miisa folo no vita mariazy ara-pajakàna sy teo anatrehan’ny Fiangonana. Ho famporisihina azy ireo handroso hatrany amin’ny fanarahana ny Tompo dia nomena Baiboly tsirairay, avy tamin’ny FF ireo mpivady. Izany moa dia fandraisan’anjaran’ny FF ho an’ireo olona vokatry ny asa Fitoriana ataon’ireo Fiangonana mpiara-miasa aminy.

DSC01113 DSC01181
DSC01087 DSC01274
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :