ZAVA-KENDRENA IRAY AO ANATIN’NY MARO KARAZANA

“Zarazaraina ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy dia iray ihany.” (I Korintiana 12:4) Indraindray ny Baiboly dia mampitaha ny olombelona amin’ny voninkazo, mba anehoana amin’ny fiainana andavanandro fa fohy sy marefo ny fiainana. Azo marihina koa fa, toy ny voninkazo, ny olombelona dia maro karazana. Miseho ho maro karazana izy amin’ny fomba fisehony […]