Gazety “Akon’ny Feon’ny Filazantsara”

“Hitanao fa niara-niasa tamin’ny finoana ny asany, ary ny finoana dia notanterahina tamin’ny asa” Jakoba 2:22 Eo amin’ny laharana faha 19 izao ny Gazety “Akon’ny Feon’ny Filazantsara” izay mivoaka isaky ny efa-bolana. Izy io dia natao hampahafantarana ireo asa vitan’ny Feon’ny Filazantsara sy ireo mpiara-miasa aminy, toy ireo Fiangonana maro be (FLM, FJKM, METM), Fikambanana, […]