Gazety “Akon’ny Feon’ny Filazantsara”


“Hitanao fa niara-niasa tamin’ny finoana ny asany, ary ny finoana dia notanterahina tamin’ny asa” Jakoba 2:22

Eo amin’ny laharana faha 19 izao ny Gazety “Akon’ny Feon’ny Filazantsara” izay mivoaka isaky ny efa-bolana. Izy io dia natao hampahafantarana ireo asa vitan’ny Feon’ny Filazantsara sy ireo mpiara-miasa aminy, toy ireo Fiangonana maro be (FLM, FJKM, METM), Fikambanana, Sekoly ary ny eny amin’ny Fonjaben’Antanimora, tao anatin’ny efa-bolana. Akoatry ny fampitana amin’ny mpamaky ny fizotr’ireo sehatr’asa vokariny moa dia misy koa ny vatsim-panahy ho hitanao ao. Marihina fa dia zaraina maimaim-poana amin’ireo Fiangonana mpiara-miasa amin’ny FF manerana ny Nosy, Sekoly ary ireo Mpiara-miasa an-tsitrapo na “Volontaires” ny Gazety. Ireo mpianatra manaraka ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI) na ireo izay rehetra mandalo ao amin’ny Foibe FF dia afaka mahazo izany. Koa raha maniry te hahalala bebe kokoa momba ireo asa vokarin’ny FF sy ny fiaraha-misa atolony ianao dia tongava mamangy anay eto amin’ny Foibe FF.

DSC_0910 DSC_0907

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: