FJKM Kristy Fiainana, Bemasoandro Itaosy

Alahadin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny Gideona Nanomboka ny taona 2015, taorian’ny fivorian’ny Birao sy ny Filankevitry ny Fiangonana, ny FJKM Kristy Fiainana, Bemasoandro Itaosy izay iandraiketan’Atoa Botofanjely Sammuël, Mpitandrina dia nanapaka fa ny Alahady voalohan’ny volana May no atokana ho Alahady fitondràna am-bavaka ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny Gideona. Nasaina nanatrika ny fotoam-pivavahana […]