FJKM Kristy Fiainana, Bemasoandro Itaosy


Alahadin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny Gideona

Nanomboka ny taona 2015, taorian’ny fivorian’ny Birao sy ny Filankevitry ny Fiangonana, ny FJKM Kristy Fiainana, Bemasoandro Itaosy izay iandraiketan’Atoa Botofanjely Sammuël, Mpitandrina dia nanapaka fa ny Alahady voalohan’ny volana May no atokana ho Alahady fitondràna am-bavaka ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny Gideona. Nasaina nanatrika ny fotoam-pivavahana fidirana indroa araka izany ireo solon-tenan’ny FF sy ny Gideon ny Alahady 01 May 2016 lasa teo ka nomena anjara fitenenana sy fanentanana ho an’ireo kristiana mba hianatra hatrany ny tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana na ny “Cours Biblique par Correspondance”. Nandritry ny fanompoam-pivavahana dia nisy ny rakitra natolotra ho an’ireo sampan’asa roa ireo ho fanohanana ny asa Fitoriana ny Filazantsara iandraiketany.

DSC_0840 DSC_0838
DSC_0842 DSC_0848

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: