Seminera Fampiofanana « Fampitaovana ny olona masina »

Anjaran’ireo mpiara-miasa an-tsitrapo “Volontaires” ny Fampiofanana farany (2015/2016) Namarana ny Seminera Fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” faha enina ho an’ny Taom-piasana 2015/2016 (Jona 2015/May 2016) ny Feon’ny Filazantsara (FF), ny Sabotsy 07 May 2015 lasa teo. Tao amin’ny Hotely Fanantenana Ampandrana Bel Air moa no toerana nanatanterahana izany. Nahatratra 56 ireo Mpiara-miasa an-tsitrapo tonga niofana, […]