Asa Fitoriana ny Filazantsara eny amin’ny Fonja

Fanamafisana ny fiaraha-miasan’ireo mpiara-miasa an-tsitrapo « Volontaires FF » Niisa valo ireo mpiara-miasa an-tsitrapo teto amin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) niasa teny anivon’ny Fonjaben’Antanimora saingy tsy afaka nanohy ny asa intsony ny telo. Misy hatrany anefa ireo maniry ny hizara ny fitiavan’i Jesosy Kristy amin’ireo voafonja, izay tena ao anatin’ny aizina tokoa. Nanomboka ny volana Aprily 2016 teo […]