Taom-piasana vaovao 2016/2017

Izaho no Andriamanitrao Araka ny efa voalaza tany aloha dia manomboka ny volana Jona ka hatramin’ny volana May ny taom-piasan’ny Feon’ny Filazantsara (FF). Noho izany dia eo am-panombohana ny taom-piasana vaovao izao. Nisy noho izany ny fitondrana am-bavaka ny taona vaovao, ireo programan’asa marobe vokarin’ny FF, ireo mpiara-miasa an-tsitrapo manerana ny Nosy, ireo Fiangonana mpiara-miasa […]