Taom-piasana vaovao 2016/2017


Izaho no Andriamanitrao

Araka ny efa voalaza tany aloha dia manomboka ny volana Jona ka hatramin’ny volana May ny taom-piasan’ny Feon’ny Filazantsara (FF). Noho izany dia eo am-panombohana ny taom-piasana vaovao izao. Nisy noho izany ny fitondrana am-bavaka ny taona vaovao, ireo programan’asa marobe vokarin’ny FF, ireo mpiara-miasa an-tsitrapo manerana ny Nosy, ireo Fiangonana mpiara-miasa rehetra ary ireo mpiara-miasa any amin’ny Foibe LHM any Etazonia sy ireo malala-tanàna mpamatsy vola ho fampandehanana ny asa isa-toerana. Ny Tale mpisolo toerana Atoa Rakoto Rabehajaina Louis moa no nizara ny tenin’Andriamanitra araka izay voasoratra ao amin’ny Isaia 41: 8-10. Mpanompony isika ary Izy no efa nifidy antsika ka tsy hanary antsika velively Izy. Koa, aza matahotra fa homba antsika Izy raha hamakivaky indray izao taom-piasàna vaovao izao.

DSC_0124 DSC_0120
DSC_0122 DSC_0130 (2)

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: