Club Feon’ny Filazantsara (FF), Lycée Nanisana

Fiaraha-mivavaka Saika manomboka ny volana Jolay avokoa ireo fanadinam-panjakana ho an’ny Sekoly eto Madagasikara. Ny Zoma 8 Jolay folakandro àry, toy ny fanao isan-taona dia tonga niara-nivavaka tamin’ny mpiara-miasa tao amin’ny Foibe FF Ampandrana ireo mpikambana ao anatin’ny Club FF eny amin’ny Lycée Nanisana. Fiaraha-mivavaka izay natao indrindra ho fiaraha-midera an’Andriamanitra noho ny famaranana ny […]