Lycée Andoharanofotsy

Fandefasana horonan-tsarimihetsika Rtoa Isabelle dia mpampianatra eny amin’ny Lycée Andoharanofotsy no sady mpiara-miasa an-tsitrapo eo amin’ny Feon’ny Filazantsara (FF). Amin’ny maha anisan’ny mpanabe azy eo anivon’ity Sekolim-panjakana ity dia niezaka hatrany izy nampiely ny Filazantsara teo an-toerana. Tsy tapaka noho izany izy nanentana ireo mpianatra hianatra ny tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI), […]