Fiaraha-miombon’antoka Fitandremana Tanjombato, Synodam-Paritany Antananarivo (SPAnta)

Fihaonana savaranonando. Mampivelatra hatrany ny fiaraha-miasa amin’ny Fiangonana Loterana eto anivon’ny Synodam-Paritany Antananarivo (SPAnta) ny Feon’ny filazantsara (FF). Nisy noho izany fihaonana tamin’ny Pastora Randrianarison Henri Réné, Mpitondra Fitandremana Tanjombato, Fileovana Anosibe ho fampahalalana azy ny fiaraha-miasa azo atsangana amin’ny alalan’ny Seminera Fampiofananana antsoina hoe « Fampitaovana ny olona masina ». Fiaraha-miombon’antoka izay mikendry indrindra ny fampandrosoana […]