Fankalazana ny Jobily faha 75 taonan’ny Tobilehibe Ankaramalaza sy ny asan’ny Feon’ny Filazantsara (FF)

« Mitadiava an’i Jehovah dia ho velona ianareo » Amosa 5:6 Nankalaza ny jobily faha 75 taonany ny Tobilehibe Ankaramalaza nanomboka ny 25 Jolay 2016–02 Aogositra 2016 (faritra Atsimo Antsinanan’i Madagasikara, 617 Km miala an’ Antananarivo). Kristiana maro be avy amin’ny lafy valon’ny Nosy sy avy any ampitan-dranomasina no tonga nanatrika izany izay nahatratra hatrany amin’ny 25 […]