Fankalazana ny Jobily faha 75 taonan’ny Tobilehibe Ankaramalaza sy ny asan’ny Feon’ny Filazantsara (FF)


“Mitadiava an’i Jehovah dia ho velona ianareo” Amosa 5:6

Nankalaza ny jobily faha 75 taonany ny Tobilehibe Ankaramalaza nanomboka ny 25 Jolay 2016–02 Aogositra 2016 (faritra Atsimo Antsinanan’i Madagasikara, 617 Km miala an’ Antananarivo). Kristiana maro be avy amin’ny lafy valon’ny Nosy sy avy any ampitan-dranomasina no tonga nanatrika izany izay nahatratra hatrany amin’ny 25 000 eo ho eo. Nisy fifaninanana mivoy lakana ho an’ireo olona Jentlisa manodidina sy ivelan’ny Toby. Izany no natao dia ho fitarihana azy ireo ho tonga Kristiana, nisy noho izany fitoriana ny filazantsara tamin’izy ireo. Anisan’ny nanatrika sy nandray anjara tamin’ny Jobily fankalazana moa ny Feon’ny Filazantsara izay notarihin’ny Taleny Atoa Andriamanjaka Daniel sy ireo mpiara-miasa aminy (Staff sy Volontaires) tamin’ny alalan’ny fananganana “stand” izay nentina nampiranty ireo “Media” maro izay vokarin’ny FF. Fotoana lehibe ihany nihaonana tamin’ireo Raiamandreny Pastora nandinihana izay fiaraha-miasa azo atsangana sy ireo Mpiara-miasa an-tsitrapo na “volontaires” nanaovana tomban’ezaka tamin’ny fiaraha-miasa sy ny nijoroan’izy ireo vavolombelona ny amin’izany. Nisy fizarana maimaim-poana brochures mamapahafantara ny LHM and its activities ireo olona nanatona ny stand izay niisa 3400. Nahatratra 350 responses dia ireo olona nanome ny mombamomba azy (anarana, adiresy, sns) maniry hianatra ny Tenin’Andriamanitra na liana tamin’ireo literatiora kristiana sy horonan-tsarimihetsika vokarin’ny Feon’ny Filazantsara.

DSC_0216 DSC_0669
Tobilehibe Ankaramalaza
DSC_0701 DSC_0156
Nisy fifaninanana mivoy lakana ho an’ireo olona Jentlisa manodidina sy ivelan’ny Toby
DSC_0257 DSC_0278
Atoa Andrianjaka Daniel, Talen’ny FF sy ireo mpiara-miasa aminy
DSC_0337 DSC_0370
Ny “Stand” sy ireo media vokarin’ny FF
DSC_0548 DSC_0634
Nisy hatrany fihaonana sy dinidinika nataon’Atoa Tale tamin’ireo Pastora momba ny fiaraha-miasa
???????????????????????????????????? ????????????????????????????????????

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: