MIJORO SA LAVO!


« Koa izay manao azy fa efa mijoro tsara, aoka izy hitandrina, fandrao ho lavo. » I Kor. 10. 12

Maro ny olona mieritreritra fa efa mijoro tsara. Nefa ny loza dia zavatra kely dia mety mahalavo. Ohatra ny fitiavam-mboninahitra, ny filan’ny nofo, ary indrindra ny fitiavan-karena. Hoy ny Tompo: aza manana andriamani-kafa fa Izaho ihany. Tsy tahaka ilay mpanompo nananan’ny tompony trosa ka navelan’ny tompony izany trosa izany, nefa tsy namela ny trosany tamin’ny hafa kosa. Fa, mba ho tahaka ilay mpitandrina tsy marina noroahin’ny tompony nefa namindra fo tamin’ny mpitrosa tamin’ny tompony hany ka nahazo dera indray tamin’ilay tompo tezitra taminy. Aoka ho tsaroantsika mandrakariva fa tokony hamindra fo isika na dia ao amin’ny toerana sarotra aza.
Jesosy hampahery antsika.

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”.

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :