“Henoy ny feony”


Fandaharana amin’ny fampielezam-peo

Misaotra an’Andriamanitra fa mahatratra sivy izao ireo onjam-peo miara-miasa amin’ny Feon’ny Filazantsara manerana ny Nosy. Ny fiaraha-miasa moa dia miompana indrindra amin’ny “Fandaharana manokana” izay tiana ihany ny mampahatsiahy fa natao indrindra hanehoan-kevitra mahakasika lohateny samihafa entina hitarafana izay tian’ny Soratra Masina ambara. Ny fikendrena amin’io fandaharana io dia ny hamangiana ny mpihaino isa-tokan-trano, ka hatahatonga azy ireo hitady an’i Jehovah marina tokoa. Misaotra an’Andriamanitra lehibe koa fa dia maro tokoa ireo Raiamandreny am-panahy manaiky ny fanasana azy ireo handray anjara amin’ny famelabelarana lohahevitra miova isam-bolana; satria iray ihany ny tanjona dia ny “Fitoriana ny Filazantsara amin’ny olona rehetra”.

DSC_0830 ????????????????????????????????????
Pastora Randrianarivelo Joseph
(Talen’ny Trano Printy Loterana Malagasy)
Pastora Rajoelison Jules
(Raiamandreny Toby Farihimena)
???????????????????????????????????? ????????????????????????????????????
Dadatoa Rasolonjatovo Mamy
(Raiamandreny Toby 238/FLM 67HA)
Dada Rakotondraibe Bernard
(Raiamandreny Toby Soatanana Ilafy)
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :