NY TENA DIA AN’I KRISTY.


« Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tenany dia an’i Kristy. » Kolosiana 2: 16-17

Ny maha zanak’Andriamanitra dia ny fampidirana an’i Kristy ao am-po, tsy eo ivelan’ny fiainana intsony fa ao anaty. Tsy izaho intsony hoy i Paoly no velona fa Kristy no velona ato anatiko. Rehefa natolotra an’i Kristy ny fo dia azy koa ny tena. Azo ambara amin’ny Teny hafa koa, fa tempolin’Andriamanitra isika. Mila mihazona ny Loha. Mba tsy ho variana amin’ny zavatra ivelany anie fa hitafy an’i Jesosy Kristy. Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany. Levona amin’ny fanaovana ihany ireny zavatra ivelany ireny, fa ny tena zavatra dia an’i Kristy ny tenantsika. Jesosy hampahery antsika.

Vakio: 1Mpanjaka 9:11-14, Lioka 4:14-21, Kolosiana 2:16-23

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :