“Club FF” Lycée Nanisana/ Rantsana Mpitory an-tsehatra, Sampana STK FJKM Ambohimalaza Firaisana Kanana vaovao.


“Miara-miasa amin’ny Finoana ny mino.”

Izany no hevi-dehibe voizin’ny Fiangonana mandritra izao volana Aogositra 2016 izao, no sady volana natokan’ny Fiangonana FJKM Ambohimalaza Firaisana Kanana vaovao ho Iraivolan’ny Rantsana Mpitory an-tsehatra; hanaovan’izy ireo hetsika manokana eo anivon’ny Fiangonana. Tsara ny manamarika fa Andriamatoa Mamy Filoha mpitarika io Rantsana io dia anisan’ireo nahavita ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana karakarain’ny Feon’ny Filazantsara. Koa tamin’izao Iraivolana anjaran’izy ireo izao àry dia nanasa ny “Club FF” avy eo amin’ny Lycée Nanisana izy ireo hanao fitoriana an-kira sy Tantara an-tsehatra tao am-piangonana. Maniry moa ny mpitarika ny Rantsana mba hitohy hatrany ny fiaraha-miasan’ny roa tonta; amin’ny alalan’ny fandefasana Horonan-tsarimihetsika ho an’ireo mpikambana sy ny hanitatra ny Fianarana tenin’Andriamanitra atolotry ny Feon’ny Filazantsara ho an’ny rehetra. Mila miara-miasa amin’ny Finoana tokoa ny mino ho fampandrosoana ny fanjakan’Andriamanitra.

DSCF4148 DSCF4179
FJKM Ambohimalaza Firaisana Kanana vaovao Atoa Mamy, Filoha mpitarika ny Rantsana Mpitory an-tsehatra
DSCF4198 DSCF4225
Ireo mpikambana ao amin’ny Club FF nitory an-kira Tantara an-tsehatra
DSCF4241 DSCF4251
Endrey, tsara tokoa ny miara-midera Atoa Jaona Martin, Staff FF sy ireo mpikambana ao amin’ny Club FF
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :