Fankalazana ny Jobily fa 70 taonan’ny Tobilehibe Farihimena

“Tsy hanatsoaka ny fanekeko taminareo Aho mandrakizay” Mpitsara 2:16d Mitohy hatrany ny fanatrehan’ny Feon’ny Filazantsara (FF) ireo fotoan-dehiben’ny Fiangonana Loterana Malagasy. Ny 20-26 Aogositra 2016 teo no fankalazana ny Jobily faha 70 taonan’ny Tobilehibe Farihimana. Rtoa Virginie, mpiara-miasa ao amin’ny Foibe Feon’ny Filazantsara no solontena ny FF nampahafantatra ny Feon’ny Filazantsara sy ireo sehatr’asa sahaniny […]