Fankalazana ny Jobily fa 70 taonan’ny Tobilehibe Farihimena


“Tsy hanatsoaka ny fanekeko taminareo Aho mandrakizay”
Mpitsara 2:16d

Mitohy hatrany ny fanatrehan’ny Feon’ny Filazantsara (FF) ireo fotoan-dehiben’ny Fiangonana Loterana Malagasy. Ny 20-26 Aogositra 2016 teo no fankalazana ny Jobily faha 70 taonan’ny Tobilehibe Farihimana. Rtoa Virginie, mpiara-miasa ao amin’ny Foibe Feon’ny Filazantsara no solontena ny FF nampahafantatra ny Feon’ny Filazantsara sy ireo sehatr’asa sahaniny tamin’ny alalan’ny fizarana bokikely sy CD izay mampahafantatra ireo Tobilehibe efatra (Ankaramalaza, Soatanana, Farihimena ary Manolotrony). Maro tokoa ireo olona liana tamin’izany ary antenaina fa hisy hatrany ireo resy lahatra ka hanatona ny Foiben’ny Filazantsara amin’ireo fiaraha-miasa maro izay atolony.

002 003
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :