MITADY NY TAVANY



“Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no asandratra.” Lioka 18:14b

Teny nataon’i Jesosy rehefa nanao ny fanoharana ny amin’ilay Fariseo sy ilay lehilahy mpamory hetra io teny io. Samy niakatra teo an-kianjan’ny tempoly nivavaka izy roa lahy. Saingy, samy nanana ny fomba nataony avy. Ilay Fariseo namelabelatra tamin’i Jehovah ny tsara nataony ary nanaratsy ny sasany kosa. Nanaratsy ilay mpamory hetra tonga teo izy fa tsy nitady ny tavan’i Jehovah akory. Ilay mpamory hetra kosa nijanona teny lavitra teny tsy sahy niandrandra ny lanitra akory ary niteha-tratra aza ka nilaza hoe: Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota. Raha mbola vao nidina avy tany an-tranony io lehilahy io dia efa nohamarinina sahady. Fa izay tsy mitady Azy moa dia efa very rahateo. Mila manatona an’i Jehovah isika satria Izy no mpanamarina, nefa aoka isika hitandrina mba tena hitady an’i Jehovah Andriamanitra marina tokoa.
Jesosy hampahery antsika.

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: